2 Tantara 31:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tamin’ny fony manontolo+ no nanaovany ny asa rehetra natombony momba ny fanompoana+ tao an-tranon’Andriamanitra sy momba ny lalàna+ sy ny didy, mba hitadiavany+ an’Andriamaniny. Koa nahomby+ izy tamin’izany.
21 Tamin’ny fony manontolo+ no nanaovany ny asa rehetra natombony momba ny fanompoana+ tao an-tranon’Andriamanitra sy momba ny lalàna+ sy ny didy, mba hitadiavany+ an’Andriamaniny. Koa nahomby+ izy tamin’izany.