FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Amin’izany andro izany i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony,+ dia handidy anareo hitomany+ sy hisaona sy hanasola loha ary hisikina lamba gony.+

  • Ezekiela 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Misikina lamba gony+ izy ireo ary tora-kovitra.+ Hita eny amin’ny endrik’izy rehetra fa menatra izy,+ ary nosolaina ny lohan’izy rehetra.+

  • Mika 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tapaho ny volonao, ary ataovy sola ny lohanao, noho ny amin’ireo zanaka malalanao.+ Halehibeazo toy ny an’ny voromahery ny sola eo amin’ny lohanao, satria natao sesitany izy ireo ka lasa lavitra anao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara