Joba 38:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Efa naharihary taminao ve ny vavahadin’ny fahafatesana?+Sa ianao afaka mahita ny vavahadin’ny haizim-pito?+ Salamo 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka ianao ho tsara fanahy amiko, Jehovah ô! Jereo ny fahoriako noho ny ataon’ny mpankahala ahy,+Ianao no manarina ahy eo am-bavahadin’ny fahafatesana,+ Salamo 107:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanjary nankaloiloy azy daholo ny karazan-tsakafo rehetra+Ary efa teo akaikin’ny vavahadin’ny fahafatesana+ izy ireo.
17 Efa naharihary taminao ve ny vavahadin’ny fahafatesana?+Sa ianao afaka mahita ny vavahadin’ny haizim-pito?+
13 Aoka ianao ho tsara fanahy amiko, Jehovah ô! Jereo ny fahoriako noho ny ataon’ny mpankahala ahy,+Ianao no manarina ahy eo am-bavahadin’ny fahafatesana,+ Salamo 107:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanjary nankaloiloy azy daholo ny karazan-tsakafo rehetra+Ary efa teo akaikin’ny vavahadin’ny fahafatesana+ izy ireo.
18 Nanjary nankaloiloy azy daholo ny karazan-tsakafo rehetra+Ary efa teo akaikin’ny vavahadin’ny fahafatesana+ izy ireo.