24 Ary nanome baiko ny mpanjaka, dia nalaina ireo lehilahy niampanga an’i Daniela+ ka natsipy tao an-davaky ny liona,+ niaraka tamin’ny vady aman-janany.+ Tsy nipaka tamin’ny fanambanin’ilay lavaka akory izy ireo dia efa norambasan’ny liona, ka nopotipotehiny daholo ny taolan’izy ireo.+