Salamo 39:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa inona no antenaiko ankehitriny, Jehovah ô?Ianao no andrandraiko.+ Salamo 119:82 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 82 Reraka ny masoko miandrandra ny teninao,+Ka hoy aho: “Mba rahoviana ihany ianao no hampionona ahy?”+
82 Reraka ny masoko miandrandra ny teninao,+Ka hoy aho: “Mba rahoviana ihany ianao no hampionona ahy?”+