FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 4:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Raha vao tonga teo amin’ilay lehilahin’Andriamanitra teo an-tendrombohitra izy, dia nohazoniny ny tongotr’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia nanatona i Gehazy mba hanosika azy hiala,+ nefa hoy ilay lehilahin’Andriamanitra:+ “Avelao izy+ fa ory dia ory.+ Nafenin’i Jehovah+ tamiko izany, fa tsy nambarany ahy.”

  • Joba 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tsy hitampim-bava aho,

      Fa hiteny ao anatin’ny fahorian-tsaiko,

      Ary hitaraina ao anatin’ny fahoriam-poko.+

  • Joba 21:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ilay iray kosa ho faty ao anatin’ny fahoriana mangidy,

      Nefa tsy mba nanandrana zava-tsoa akory.+

  • Lioka 22:62
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Koa nivoaka tany ivelany izy ka nitomany tamin’alahelo be.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara