Salamo 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ianao no antsoiko mandrakariva, Jehovah ô!+Aza manampin-tsofina tsy hihaino ahy, ry Vatolampiko ô,+Mba tsy hahatonga anao hangina tsy hamaly ahy+Ary mba tsy ho sahala amin’ireo midina any an-davaka aho.+ Salamo 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+ Salamo 86:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Satria tena tsara fanahy sy be fitiavana amiko ianao,+Ary novonjenao tsy hidina any amin’ny Fasana* lalina indrindra aho.*+ Salamo 88:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nahazo fahafahana toy ny olona efa maty aho,+Eny, toy ny maty mivalampatra ao am-pasana,+Izay tsy tsaroanao intsony,Sady tsy ampian’ny tananao.+ Jona 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tafidina tany amin’ny fanambanin’ny tendrombohitra aho.Ary teo amboniko nandritra ny fotoana tsy voafetra ny bara hidim-baravaran’ny tany.Nampiakatra ny aiko avy tao an-davaka anefa ianao, ry Jehovah Andriamanitro ô!+
28 Ianao no antsoiko mandrakariva, Jehovah ô!+Aza manampin-tsofina tsy hihaino ahy, ry Vatolampiko ô,+Mba tsy hahatonga anao hangina tsy hamaly ahy+Ary mba tsy ho sahala amin’ireo midina any an-davaka aho.+
3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+
13 Satria tena tsara fanahy sy be fitiavana amiko ianao,+Ary novonjenao tsy hidina any amin’ny Fasana* lalina indrindra aho.*+
5 Nahazo fahafahana toy ny olona efa maty aho,+Eny, toy ny maty mivalampatra ao am-pasana,+Izay tsy tsaroanao intsony,Sady tsy ampian’ny tananao.+
6 Tafidina tany amin’ny fanambanin’ny tendrombohitra aho.Ary teo amboniko nandritra ny fotoana tsy voafetra ny bara hidim-baravaran’ny tany.Nampiakatra ny aiko avy tao an-davaka anefa ianao, ry Jehovah Andriamanitro ô!+