Genesisy 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa fantatro tsara izy izao. Koa handidy ny ankohonany sy ny zanany handimby azy izy, mba hanarahan’ireny ny lalan’i Jehovah amin’ny fanaovana izay marina sy mahitsy.+ Amin’izay dia hotanterahin’i Jehovah amin’i Abrahama izay efa nolazainy momba azy.”+ Deoteronomia 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Fa mitandrema fotsiny, ary tandremo tsara ny tenanao+ sao hadinoinao ny zavatra efa hitan’ny masonao+ ka hiala ao am-ponao izany, mandritra ny androm-piainanao.+ Ary ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao+ izany, Josoa 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy izy tamin’ny zanak’Israely: “Rehefa manontany an-drainy ny taranakareo indray andro any, hoe: ‘Fa inona no dikan’ireo vato ireo?’,+ Salamo 78:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izay efa renay sy fantatray,+Ary notantarain’ny razanay taminay.+
19 Efa fantatro tsara izy izao. Koa handidy ny ankohonany sy ny zanany handimby azy izy, mba hanarahan’ireny ny lalan’i Jehovah amin’ny fanaovana izay marina sy mahitsy.+ Amin’izay dia hotanterahin’i Jehovah amin’i Abrahama izay efa nolazainy momba azy.”+
9 “Fa mitandrema fotsiny, ary tandremo tsara ny tenanao+ sao hadinoinao ny zavatra efa hitan’ny masonao+ ka hiala ao am-ponao izany, mandritra ny androm-piainanao.+ Ary ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao+ izany,
21 Dia hoy izy tamin’ny zanak’Israely: “Rehefa manontany an-drainy ny taranakareo indray andro any, hoe: ‘Fa inona no dikan’ireo vato ireo?’,+