2 Mpanjaka 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Miverena ka lazao amin’i Hezekia mpitarika+ ny oloko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitr’i+ Davida razambenao: “Efa reko+ ny vavakao,+ ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hanasitrana anao aho.+ Ary rahafakampitso dia hiakatra any an-tranon’i Jehovah ianao.+ Salamo 84:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manimanina te ho any amin’ny tokotanin’ny tranolain’i Jehovah aho, ka trotraky ny alahelo.+Mihoby an’ilay Andriamanitra velona ny foko sy ny tenako manontolo.+
5 “Miverena ka lazao amin’i Hezekia mpitarika+ ny oloko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitr’i+ Davida razambenao: “Efa reko+ ny vavakao,+ ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hanasitrana anao aho.+ Ary rahafakampitso dia hiakatra any an-tranon’i Jehovah ianao.+
2 Manimanina te ho any amin’ny tokotanin’ny tranolain’i Jehovah aho, ka trotraky ny alahelo.+Mihoby an’ilay Andriamanitra velona ny foko sy ny tenako manontolo.+