2 Mpanjaka 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy i Isaia: “Makà mofo vita amin’ny aviavy maina noporetina.”+ Koa nalaina izany, ka natao teo amin’ilay fery.+ Dia nihasitrana i Hezekia.+
7 Ary hoy i Isaia: “Makà mofo vita amin’ny aviavy maina noporetina.”+ Koa nalaina izany, ka natao teo amin’ilay fery.+ Dia nihasitrana i Hezekia.+