Genesisy 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ny niandohan’ny fanjakany dia i Babela+ sy Ereka+ sy Akada ary Kalne, tany amin’ny tany Sinara.+ Isaia 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia ho rava toy ny nanaovan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ i Babylona, ilay ravak’ireo fanjakana,+ ilay hatsaran-tarehin’ny Kaldeanina+ sy reharehany.
10 Ary ny niandohan’ny fanjakany dia i Babela+ sy Ereka+ sy Akada ary Kalne, tany amin’ny tany Sinara.+
19 Dia ho rava toy ny nanaovan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ i Babylona, ilay ravak’ireo fanjakana,+ ilay hatsaran-tarehin’ny Kaldeanina+ sy reharehany.