1 Mpanjaka 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Samy nitondra an’ireto fanomezana+ ireto izy ireo isan-taona:+ Zavatra vita tamin’ny volafotsy+ sy volamena, fitafiana, fiadiana,+ menaka balsama, ary soavaly sy ramole.+
25 Samy nitondra an’ireto fanomezana+ ireto izy ireo isan-taona:+ Zavatra vita tamin’ny volafotsy+ sy volamena, fitafiana, fiadiana,+ menaka balsama, ary soavaly sy ramole.+