Nehemia 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary teo anilany i Ezera zanak’i Jesoa,+ andrianan’i Mizpa,+ no nanamboatra ampahany tamin’ilay manda, teo anoloan’ny fiakarana mankany amin’ilay Fitehirizam-piadiana eo amin’ny Kihon’ny Manda.+ Isaia 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hisy hanala koa ny zavatra miaro an’i Joda. Amin’izany andro izany, dia hojerenao ny fitehirizam-piadiana+ ao amin’ny Trano Alan’i Libanona.+
19 Ary teo anilany i Ezera zanak’i Jesoa,+ andrianan’i Mizpa,+ no nanamboatra ampahany tamin’ilay manda, teo anoloan’ny fiakarana mankany amin’ilay Fitehirizam-piadiana eo amin’ny Kihon’ny Manda.+
8 Hisy hanala koa ny zavatra miaro an’i Joda. Amin’izany andro izany, dia hojerenao ny fitehirizam-piadiana+ ao amin’ny Trano Alan’i Libanona.+