Lioka 24:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Manomboka eto Jerosalema,+ Romanina 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hataony ahoana no fitory raha tsy nirahina?+ Araka ny voasoratra hoe: “Tsara tarehy erỳ ny tongotr’ireo mitory ny vaovao tsara momba ny zava-tsoa!”+
47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Manomboka eto Jerosalema,+
15 Ary hataony ahoana no fitory raha tsy nirahina?+ Araka ny voasoratra hoe: “Tsara tarehy erỳ ny tongotr’ireo mitory ny vaovao tsara momba ny zava-tsoa!”+