FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 60:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ho olo-marina avokoa ny vahoakanao,+ ary ho fananan’izy ireo mandritra ny fotoana tsy voafetra ilay tany.+ Tsimoka avy amin’izay namboleko+ izy ireo sady asan’ny tanako,+ mba hahatsara tarehy ahy.+

  • Zakaria 14:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary handositra ho any amin’ilay lohasaha eo anelanelan’ny tendrombohitro ianareo,+ satria hipaka hatrany amin’ny lalana mankany Azela ilay lohasaha. Ary handositra ianareo, toy ny nandosiranareo tamin’ilay horohoron-tany tamin’ny andron’i Ozia mpanjakan’ny Joda.+ Dia ho avy tokoa i Jehovah+ Andriamanitro mbamin’ny anjely masina* rehetra.+

  • Matio 23:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Amin’izay dia hanody anareo ny ran’ny olo-marina rehetra nalatsaka teto ambonin’ny tany,+ nanomboka tamin’ny ran’i Abela+ olo-marina+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny toerana masina sy ny alitara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara