Mika 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mba henoy re izay lazain’i Jehovah e!+ Mitsangàna, ka ento eo amin’ny fitsarana ny adinao mba hatrehin’ny tendrombohitra. Ary aoka ho ren’ny havoana ny feonao.+
6 Mba henoy re izay lazain’i Jehovah e!+ Mitsangàna, ka ento eo amin’ny fitsarana ny adinao mba hatrehin’ny tendrombohitra. Ary aoka ho ren’ny havoana ny feonao.+