Isaia 40:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Mbola tsy nambolena mihitsy izy ireo, ary mbola tsy nafafy mihitsy, sady mbola tsy namaka tao anaty tany mihitsy ny fotony.+ Dia maina ireny raha vao tsofina,+ ary toy ny mololo ka hoentin’ny tafio-drivotra.+
24 Mbola tsy nambolena mihitsy izy ireo, ary mbola tsy nafafy mihitsy, sady mbola tsy namaka tao anaty tany mihitsy ny fotony.+ Dia maina ireny raha vao tsofina,+ ary toy ny mololo ka hoentin’ny tafio-drivotra.+