Deoteronomia 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Tsy noho ianareo maro an’isa indrindra amin’ny firenena rehetra no nahatonga an’i Jehovah hiraiki-po aminareo sy hifidy anareo.+ Ianareo mantsy no vitsy indrindra amin’ny firenena rehetra.+
7 “Tsy noho ianareo maro an’isa indrindra amin’ny firenena rehetra no nahatonga an’i Jehovah hiraiki-po aminareo sy hifidy anareo.+ Ianareo mantsy no vitsy indrindra amin’ny firenena rehetra.+