Nehemia 9:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy nankatò ny lalànao+ ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny mpisoronay ary ny razanay,+ sady tsy nitandrina ny didinao+ na ny fampahatsiahivanao izay nananaranao+ azy. Daniela 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Anay ny henatra, Jehovah ô, anay sy ny mpanjakanay sy ny andriananay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.+
34 Tsy nankatò ny lalànao+ ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny mpisoronay ary ny razanay,+ sady tsy nitandrina ny didinao+ na ny fampahatsiahivanao izay nananaranao+ azy.
8 “Anay ny henatra, Jehovah ô, anay sy ny mpanjakanay sy ny andriananay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.+