Salamo 91:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 91 Izay monina ao amin’ny toerana miafin’ny+ Avo Indrindra,+Dia hitoetra ao ambany alok’Ilay Mahery Indrindra.+ Salamo 121:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Jehovah no miambina anao.+I Jehovah no manome alokaloka+ anao, eo ankavananao,+
91 Izay monina ao amin’ny toerana miafin’ny+ Avo Indrindra,+Dia hitoetra ao ambany alok’Ilay Mahery Indrindra.+