Genesisy 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tany am-piandohana,+ dia namorona+ ny lanitra sy ny tany+ Andriamanitra.+ Salamo 136:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ilay namelatra ny tany ho ambonin’ny rano:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+