Salamo 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Na dia mamakivaky lohasaha maizim-pito aza aho,+Dia tsy misy loza atahorako,+Satria ianao no eo anilako.+Ny tsorakazonao sy ny tehinao no manome toky ahy.+
4 Na dia mamakivaky lohasaha maizim-pito aza aho,+Dia tsy misy loza atahorako,+Satria ianao no eo anilako.+Ny tsorakazonao sy ny tehinao no manome toky ahy.+