Jeremia 50:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Horobaina i Kaldea,+ ary ho afa-po izay rehetra mandroba azy”,+ hoy i Jehovah. Apokalypsy 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Hitomany sy halahelo+ azy koa ny mpivaro-mandeha+ eto an-tany, satria tsy hisy hividy intsony ny tahirin’entany rehetra,
11 “Hitomany sy halahelo+ azy koa ny mpivaro-mandeha+ eto an-tany, satria tsy hisy hividy intsony ny tahirin’entany rehetra,