Deoteronomia 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa izy no nampandeha anao namakivaky ilay tany efitra lehibe sy mampahatahotra,+ izay onenan’ny bibilava misy poizina+ sy ny maingoka, sady tany karakaina tsy misy rano. Izy koa no namoaka rano ho anao avy tamin’ny harambato,+ Salamo 78:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary namoaka rano avy tamin’ny vatolampy izy,+Ka nampikoriana rano toy ny renirano.+ Isaia 41:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hampiboiboika renirano eny amin’ny havoana mangadihady aho, ary hampiboiboika loharano eny amin’ny lemaka.+ Hovako ho kamory anirian’ny bararata ny tany efitra, ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+
15 Fa izy no nampandeha anao namakivaky ilay tany efitra lehibe sy mampahatahotra,+ izay onenan’ny bibilava misy poizina+ sy ny maingoka, sady tany karakaina tsy misy rano. Izy koa no namoaka rano ho anao avy tamin’ny harambato,+
18 Hampiboiboika renirano eny amin’ny havoana mangadihady aho, ary hampiboiboika loharano eny amin’ny lemaka.+ Hovako ho kamory anirian’ny bararata ny tany efitra, ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+