FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Izaho no Jehovah, ary hamoaka anareo ho afaka amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina aho, ka hanafaka anareo amin’ny fanandevozany.+ Ary hanavotra anareo aho, ka sady haninjitra ny sandriko aho amin’izay no hamoaka didim-pitsarana lehibe.+

  • Isaia 48:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izao no nolazain’i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely:+ “Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Ilay mampianatra anao mba hahitanao soa,+ Ilay mampandeha anao amin’ny lalana tokony halehanao.+

  • Jeremia 50:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eo amin’ny fitsarana izy,+ mba hanomezany fialan-tsasatra ny tany+ sy hampitebiteby ny mponin’i Babylona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara