Isaia 40:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no azonareo ampitovina amin’Andriamanitra,+ ary inona no azonareo ampitovina aminy?+ Isaia 46:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsarovy ny zavatra tany am-boalohany izay nisy fahiny ela be,+ eny, tsarovy fa izaho no Andriamanitra+ ary tsy misy hafa,+ sady tsy misy mitovy amiko,+
9 Tsarovy ny zavatra tany am-boalohany izay nisy fahiny ela be,+ eny, tsarovy fa izaho no Andriamanitra+ ary tsy misy hafa,+ sady tsy misy mitovy amiko,+