1 Samoela 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza mivily hanaraka zava-poana+ izay tsy mahasoa+ sady tsy mahavonjy, satria zava-poana ireny. Salamo 97:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Sy izay mirehareha noho ny amin’ny andriamanitra tsy misy dikany.+Miankohofa eo anatrehany, ry andriamanitra rehetra!+ Isaia 41:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Toy ny tsy misy anefa izy rehetra, ary tsinontsinona ny zavatra ataony. Rivotra sy zava-poana ny sarivongana metaly nataony.+
7 Aoka ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Sy izay mirehareha noho ny amin’ny andriamanitra tsy misy dikany.+Miankohofa eo anatrehany, ry andriamanitra rehetra!+
29 Toy ny tsy misy anefa izy rehetra, ary tsinontsinona ny zavatra ataony. Rivotra sy zava-poana ny sarivongana metaly nataony.+