FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 40:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mifidy hazo tsy lo ny olona+ mba hatao fanomezana. Dia mitady mpanao asa tanana mahay izy mba hanamboatra sary sokitra+ tsy mihilangilana.+

  • Jeremia 10:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa zava-poana toy ny fofonaina ny fanaon’ireo firenena.+ Hazo+ nokapaina tany an’ala no namboariny, dia asa tanan’olona tena havanana amin’ny fampiasana antsy fanaovana sokitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara