Isaia 55:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Fa amim-pifaliana no handehananareo,+ ary amim-piadanana no hitondrana anareo mody.+ Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+ ary hitehaka ny hazo any an-tsaha.+
12 “Fa amim-pifaliana no handehananareo,+ ary amim-piadanana no hitondrana anareo mody.+ Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+ ary hitehaka ny hazo any an-tsaha.+