Galatianina 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fony ianareo tsy nahalala an’Andriamanitra+ anefa, dia izay tsy andriamanitra no notompoinareo.+