FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa niteny Andriamanitra+ hoe: “Aoka hisy mazava.” Dia nisy mazava.+

  • Salamo 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Raha jereko ny lanitrao, izay asan’ny rantsantananao,+

      Ary ny volana aman-kintana noforoninao,+

  • Jeremia 31:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Izao no nolazain’i Jehovah, dia Ilay manome ny masoandro mba hanazava amin’ny andro,+ sy manome lalàna+ mifehy ny volana+ sy ny kintana mba hanazava amin’ny alina,+ Ilay mampisamboaravoara ny ranomasina mba hampidoboka ny onjany,+ Ilay antsoina hoe Jehovah Tompon’ny tafika:+

  • Jakoba 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Avy any ambony+ ny fanomezana+ tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, satria midina avy any amin’ny Rain’ny fahazavana* eny amin’ny lanitra+ izany. Tsy miovaova toy ny fihodinan’ny aloka izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara