FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao,+ mba hisy haizina amin’ny tany Ejipta, dia haizina mikitroka.”

  • Salamo 104:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mahatonga haizina ianao, mba hisian’ny alina,+

      Ka mivezivezy ny bibidia rehetra any an’ala.

  • Amosa 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa ilay Mpamolavola ny tendrombohitra+ sy Mpamorona ny rivotra,+ Ilay mampahafantatra amin’ny zanak’olombelona ny heviny,+ Ilay mahatonga ny mazava ratsy ho maizina,+ Ilay manitsaka ny toerana avo eto an-tany,+ dia Jehovah Andriamanitry ny tafika no anarany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara