Hosea 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mamafaza voan’ny fahamarinana,+ dia hijinja hatsaram-panahy feno fitiavana ianareo.+ Tany azo volena no asao+ dieny mbola misy ny fotoana itadiavana an’i Jehovah, mandra-pahatongany+ hampianatra anareo ny fahamarinana.+ 2 Petera 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Misy anefa lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ hitoeran’ny fahamarinana,+ ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany.
12 Mamafaza voan’ny fahamarinana,+ dia hijinja hatsaram-panahy feno fitiavana ianareo.+ Tany azo volena no asao+ dieny mbola misy ny fotoana itadiavana an’i Jehovah, mandra-pahatongany+ hampianatra anareo ny fahamarinana.+
13 Misy anefa lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ hitoeran’ny fahamarinana,+ ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany.