Isaia 43:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako+ sy noforoniko mba hanomezam-boninahitra ahy,+ eny, izay noforoniko sy nataoko.’+ Isaia 43:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 eny, ilay vahoaka noforoniko ho ahy mba hitantara ny zavatra mendri-piderana nataoko.+
7 dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako+ sy noforoniko mba hanomezam-boninahitra ahy,+ eny, izay noforoniko sy nataoko.’+