FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 38:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Taiza àry ianao fony aho nanorina ny tany?+

      Lazao ahy, raha mahira-tsaina tokoa ianao.

  • Salamo 78:69
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 69 Naoriny ho toy ny havoana ny toerany masina,+

      Tahaka ny tany izay naoriny ho mandrakizay.+

  • Salamo 104:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Naoriny ny tany, ary nataony mafy orina ny fototra iorenany,+

      Ka tsy ho voahozongozona mandrakizay doria.+

  • Salamo 119:90
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  90 Maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby ny tsy fivadihanao.+

      Nataonao mafy orina ny tany mba ho eo foana.+

  • Ohabolana 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fahendrena no nanorenan’i Jehovah ny tany,+ ary fahaiza-manavaka no nanaovany izay hahamafy orina ny lanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara