Galatianina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+
29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+