Eksodosy 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Ary tandremo tsara izay rehetra nolazaiko taminareo.+ Ary aza manonona anaran’andriamani-kafa. Tsy tokony ho re tononin’ny vavanao izany.+ Isaia 26:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah Andriamanitray ô, misy tompo hafa ankoatra anao lasa mifehy anay.+ Noho ny fanampianao ihany no hahafahanay hanambara ny anaranao.+
13 “Ary tandremo tsara izay rehetra nolazaiko taminareo.+ Ary aza manonona anaran’andriamani-kafa. Tsy tokony ho re tononin’ny vavanao izany.+
13 Jehovah Andriamanitray ô, misy tompo hafa ankoatra anao lasa mifehy anay.+ Noho ny fanampianao ihany no hahafahanay hanambara ny anaranao.+