FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 10:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Midera tena ny ratsy fanahy noho ny faniriany feno fitiavan-tena,+

      Ary mirehareha ny olona mahazo tombony tafahoatra.+

      נ [Nona]

      Maniratsira an’i Jehovah izy.+

  • Salamo 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny adala miteny anakampo hoe:

      “Tsy misy izany Jehovah izany.”+

      Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.

      Tsy misy manao ny tsara.+

  • Salamo 36:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Faharatsiana sy fitaka no lazain’ny vavany.+

      Tsy manam-pahendrena intsony hanaovana ny tsara izy.+

  • Ohabolana 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 ny fo mamorona teti-dratsy,+ ny tongotra maika hihazakazaka hanao ratsy,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara