Lioka 1:70 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 araka ny nolazainy tamin’ny alalan’ny mpaminany masina fahiny.+ Hebreo 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Fahiny ela be, dia niteny tamin’ny razantsika tamin’ny alalan’ny mpaminany+ Andriamanitra. Ary imbetsaka+ sady tamin’ny fomba maro no nanaovany izany.
1 Fahiny ela be, dia niteny tamin’ny razantsika tamin’ny alalan’ny mpaminany+ Andriamanitra. Ary imbetsaka+ sady tamin’ny fomba maro no nanaovany izany.