Isaia 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ry oloko voahosihosy sy zanaky ny famoloana!+ Izay reko tamin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no lazaiko aminareo. Isaia 43:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Efa nilaza sy namonjy ary nanambara izany aho,+ fony mbola tsy nisy andriamani-kafa teo aminareo.+ Koa ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “ary izaho no Andriamanitra.+ Mika 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tonga hatrany an-tanàna ny antson’i Jehovah,+ ka hatahotra ny anaranao ny olona manam-pahendrena.+ Henoy ny tsorakazo sy ilay nampihatra izany.+
10 Ry oloko voahosihosy sy zanaky ny famoloana!+ Izay reko tamin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no lazaiko aminareo.
12 “Efa nilaza sy namonjy ary nanambara izany aho,+ fony mbola tsy nisy andriamani-kafa teo aminareo.+ Koa ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “ary izaho no Andriamanitra.+
9 Tonga hatrany an-tanàna ny antson’i Jehovah,+ ka hatahotra ny anaranao ny olona manam-pahendrena.+ Henoy ny tsorakazo sy ilay nampihatra izany.+