Salamo 107:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Iza no hendry? Ny hendry dia izay mandinika izany+Sy mampifantoka ny sainy amin’ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+ Isaia 41:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 mba hahatonga ny olon-drehetra hahita sy hahafantatra sy handinika ary hahatakatra fa ny tanan’i Jehovah no nanao izany, ary Ilay Masin’ny Israely no namorona izany.”+
43 Iza no hendry? Ny hendry dia izay mandinika izany+Sy mampifantoka ny sainy amin’ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+
20 mba hahatonga ny olon-drehetra hahita sy hahafantatra sy handinika ary hahatakatra fa ny tanan’i Jehovah no nanao izany, ary Ilay Masin’ny Israely no namorona izany.”+