Salamo 40:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nambarako teo anivon’ny fiangonana lehibe ny vaovao tsara momba ny fahamarinana.+Tsy nanakombona ny vavako aho,+Ary fantatrao tsara izany, Jehovah ô!+ Isaia 43:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+
9 Nambarako teo anivon’ny fiangonana lehibe ny vaovao tsara momba ny fahamarinana.+Tsy nanakombona ny vavako aho,+Ary fantatrao tsara izany, Jehovah ô!+
10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+