Isaia 42:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Efa tanteraka ny zavatra nolazaina tany am-boalohany,+ fa zava-baovao kosa no lazaiko ankehitriny. Mbola tsy mipoitra ireny, dia efa ambarako aminareo.”+ 2 Petera 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 satria tsy avy tamin’ny sitrapon’olombelona na oviana na oviana ny faminaniana,+ fa avy tamin’Andriamanitra kosa no nitenenan’ny olona,+ araka izay nitarihan’ny fanahy masina azy.+
9 “Efa tanteraka ny zavatra nolazaina tany am-boalohany,+ fa zava-baovao kosa no lazaiko ankehitriny. Mbola tsy mipoitra ireny, dia efa ambarako aminareo.”+
21 satria tsy avy tamin’ny sitrapon’olombelona na oviana na oviana ny faminaniana,+ fa avy tamin’Andriamanitra kosa no nitenenan’ny olona,+ araka izay nitarihan’ny fanahy masina azy.+