Isaia 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+ Isaia 65:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Fa hamorona lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ aho. Dia tsy hotsarovana intsony, na hitamberina ao am-po, ny zavatra taloha.+
10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+
17 “Fa hamorona lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ aho. Dia tsy hotsarovana intsony, na hitamberina ao am-po, ny zavatra taloha.+