2 Raha mba manana toeram-pilasian’ny mpanao dia lavitra mantsy aho any an-tany efitra,+ dia handao ny oloko aho ka handeha lavitra azy, satria mpanitsakitsa-bady+ izy rehetra sady mpamitaka+ daholo.
11 Efa nivadika i Joda, ary zava-maharikoriko no atao eto amin’ny Israely sy Jerosalema.+ Nozimbazimbain’i Joda mantsy ny fahamasinan’i Jehovah,+ dia ilay fahamasinana tian’Andriamanitra. Nanambady zanakavavin’ny andriamani-kafa koa i Joda.+