Deoteronomia 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Tsarovy ary aza hadinoina fa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitrao ianao tany an-tany efitra.+ Nikomy foana tamin’i Jehovah+ ianareo, nanomboka tamin’ny andro nivoahanareo avy tany Ejipta ka mandra-pahatonganareo teto amin’ity toerana ity. Salamo 58:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Efa hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy no niala tamin’ny lala-mahitsy,+Ary efa hatrany an-kibo izy ireo no nania.Mpandainga koa izy ireo.+ Salamo 95:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efapolo taona no nankaloiloy ahy izany taranaka izany.+Koa hoy aho:“Olona maniasia ao am-pony ireo,+Ary tsy mahalala ny lalako.”+
7 “Tsarovy ary aza hadinoina fa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitrao ianao tany an-tany efitra.+ Nikomy foana tamin’i Jehovah+ ianareo, nanomboka tamin’ny andro nivoahanareo avy tany Ejipta ka mandra-pahatonganareo teto amin’ity toerana ity.
3 Efa hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy no niala tamin’ny lala-mahitsy,+Ary efa hatrany an-kibo izy ireo no nania.Mpandainga koa izy ireo.+
10 Efapolo taona no nankaloiloy ahy izany taranaka izany.+Koa hoy aho:“Olona maniasia ao am-pony ireo,+Ary tsy mahalala ny lalako.”+