Isaia 42:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Jehovah! Izany no anarako.+ Koa ny voninahitro tsy homeko ny hafa,+ ary ny fiderana ahy+ tsy homeko ho an’ny sary sokitra.+
8 “Izaho no Jehovah! Izany no anarako.+ Koa ny voninahitro tsy homeko ny hafa,+ ary ny fiderana ahy+ tsy homeko ho an’ny sary sokitra.+