FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nitaraina mafy tamin’i Jehovah i Mosesy.+ Koa nisy hazo naniry natoron’i Jehovah azy. Dia natsipin’i Mosesy tao anaty rano ilay izy ka nanjary mamy ny rano.+

      Teo Izy no nametraka fitsipika sy lalàna ho azy ireo, ary teo koa Izy no nizaha toetra azy ireo.+

  • Eksodosy 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.

  • Deoteronomia 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izy no nampandeha anao namakivaky ilay tany efitra lehibe sy mampahatahotra,+ izay onenan’ny bibilava misy poizina+ sy ny maingoka, sady tany karakaina tsy misy rano. Izy koa no namoaka rano ho anao avy tamin’ny harambato,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara