Isaia 43:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hilazako ny avaratra+ hoe: ‘Afaho izy!’, ary ny atsimo hoe: ‘Aza tazonina any intsony izy! Ento avy any lavitra ny zanako lahy, ary ento avy any amin’ny faran’ny tany+ ny zanako vavy,
6 Hilazako ny avaratra+ hoe: ‘Afaho izy!’, ary ny atsimo hoe: ‘Aza tazonina any intsony izy! Ento avy any lavitra ny zanako lahy, ary ento avy any amin’ny faran’ny tany+ ny zanako vavy,