Matio 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lazaiko aminareo fa maro ny avy any atsinanana sy ny avy any andrefana+ no ho tonga, ka handry ilika* hisakafo miaraka amin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba ao amin’ny fanjakan’ny+ lanitra.+
11 Lazaiko aminareo fa maro ny avy any atsinanana sy ny avy any andrefana+ no ho tonga, ka handry ilika* hisakafo miaraka amin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba ao amin’ny fanjakan’ny+ lanitra.+